Famelan-keloka
Intelo no voarakitra ao amin'ny Baiboly fa nanoratra zavatra tamin'ny ratsan-tanany Andriamanitra:
1- Ny didy 10 tamin'ny vato (Ary rehefa vita ny teny nataony tamin’ i Mosesy tao an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny vato fisaka roa, izay nisy ny Vavolombelona, dia vato fisaka voasoratry ny rantsan-tànan’ Andriamanitra.Eksodosy 31:18)
2- Ny fitsarana an'i Babylona teo amin'ny rindrina (Tamin’ izay dia nisy rantsan- tànan’ olona niseho ka nanoratra tandrifin’ ny jiro tamin’ ny lalotra sokay teo amin’ ny rindrin’ ny lapan’ ny mpanjaka; ary ny mpanjaka nahita ilay rantsan-tanana nanoratra.Daniela 5:5)
3- Ny helok'ireo niampanga an'i Maria teo amin'ny vovoky ny tany (Dia niondrika indray Izy ka nanoratra teo amin’ ny tany tamin’ ny rantsan-tànany. Jaona 8:8)
Na dia nanoratra ny lalàna mandrakizay teo amin'ny vato aza i Jesosy, ary nosoratany teo amin'ny rindrina ny ozon'ny Babilona, ny fahotantsika kosa dia soratany eo amin'ny vovoka - vovoka izay hanjavona amin'ny tsioka malefaky ny famelan-keloka.

Commentaires
Enregistrer un commentaire