Ny hatsarana
Tsy maninona na dia manana vatana manify aza ianao ka afaka mahazo izay lehilahy tianao. Tahaka izany koa, ry zalahy, tsy maninona raha mibontsina amin'ny lobakao ny hozatrao ka afaka manintona tovovavy maro. Fa raha tsy manana an'i Jesosy ao am-ponao ianao kosa ianao, dia aza mamboly fitia amin'ny olona, satria ny tanjona dia ny hifanampiana ho any an-danitra.
Ny fenitry ny hatsarana araka an'Andriamanitra dia Jesosy ao am-ponao. Aza mandà ny mandrakizay miaraka amin'i Jesosy ho an'ny vatana mirafitra sy ny hozatra mibontsina izay mety ho levona. Ity vatana toa manintona ity dia tsy hanintona intsony afaka fotoana kely. Ataovy azo antoka fa manana an'i Jesosy ianao sy ilay olon-tianao, amin'izay mahita hatsarana foana ianareo isaky ny mifampijery.
"Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an’ i Jehovah ihany no hoderaina."Ohabolana 31: 30
"Ny fahatahorana an’ i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan’ izay rehetra mankatò izany" Salamo 111: 10

Commentaires
Enregistrer un commentaire