Tsy mahafoy anao
Angamba ianao, izay mamaky ity hafatra ity, dia efa nijanona tsy nivavaka intsony, mety koa efa tsy mamaky Baiboly intsony, ary nandositra ny fanoloran-tena sy andraikitra tany am-piangoanana.
Nefa fantaro fa tsy mandao anao Andriamanitra! Ny nofinofiny dia ny handehananao indray eo anatrehany ary hibebaka ny fahotanao isan'andro, mandram-panovan'ny Fanahy Masina anao avy ao anaty. Ny famonjena anao dia avy Aminy!
Andriamanitra dia vonona handray anao. Tsy niova Izy omay, anio, ary mandrakizay, fa isika olombelona no miovaova, ary Izy afaka mitantana indray ny fiainanao.
"Tany lavitra any no nisehoan’ i Jehovah tamiko ka nanao hoe: Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao." Jeremia 31: 3

Commentaires
Enregistrer un commentaire