Gazety sy Boky fampiny
"Isika rehetra dia mino zavatra maro momba ny fivavahana izay tsy hitantsika ao amin'ny Baiboly. Ohatra, tsy misy na aiza na aiza ao amin'ny Baiboly hitantsika fa Kristy na ny Apôstôly niova fo (andron'ny fanompoam-pivavahana) nanomboka ny asabotsy ka hatramin'ny alahady. Manana ny didy nomen'Andriamanitra an'i Mosesy isika mba hitandrina ny Sabata amin'ny andro Sabata, izany ny andro faha-7 amin'ny herinandro, Asabotsy. Ankehitriny ny ankamaroan'ny kristiana dia mitandrina ny Alahady satria navoakan'ny Fiangonana ivelan'ny Baiboly izany," (Article, “To Tell You The Truth,” The Catholic Virginian, October 3, 1947, p. 9)
"Nandritra ny taon-jato maro dia nijery ny Eglizy Katolika ny firenena kristiana rehetra, ary, araka ny efa hitantsika, ireo lalàna isankarazany nampiharin'ny lalàna ôrdônansiny momba ny fiderana sy ny fampitsaharana ny asa amin'ny Alahady. Ny Protestanta, amin'ny fanalavirana ny fahefan'ny Fiangonana, dia tsy manana antony tsara amin'ny foto-kevitry ny Alahady, ary tokony hitandrina ny Sabata ho Sabata. Ny Fanjakàna amin'ny fandikana lalàna ho amin'ny fanamasinana ny Alahady, dia manaiky tsy fidiny ny fahefan'ny Fiangonana Katôlika, ary manaraka ny fepetra mifanaraka amin'izany. Ny Alahady ho andro iray amin'ny herinandro voatokana ho amin'ny fanompoam-pivavahana tsy maintsy ankatoavin'ny olona rehatra ho fiderana an'Andriamanitra Tsitoha dia fanorenana ny Fiangonana Katôlika fotsiny," (John Gilmary Shea, American Catholic Quarterly, January 1883, p. 139)
"Avy amin'io Fiangonana Katôlika io ihany ianareo (Protestanta) dia nekenareo ny Alahady, ary tamin'io Alahady io, tamin'ny andron'ny Tompo, dia natolotra ho fomban-drazana izany, ary ny tontolo protestanta iray manontolo dia nanaiky izany ho lovam-pianakaviana, satria tsy manana ny Soratra Masina hanorina azy ianareo. Noho izany, izay nekenareo ho fitsipi-pinoanareo, tsy ampy anareo izany, ary ny alahady nekenareo teo ambany fahefan'ny Eglizy Katôlika Rômana," (D.B. Ray, The Papal Controversy, p. 179)
"Raha manaraka ny Baiboly ny Protestanta, dia tokony hanompo an'Andriamanitra amin'ny andro Sabata izy ireo. Amin'ny fitazomana ny alahady dia manaraka ny lalan'ny Fiangonana Katôlika izy ireo,"(Albert Smith, Chancellor of the Archdiocese of Baltimore replying for the Cardinal in a letter dated February 10, 1920)
"Ny Fiangonana Katôlika no namindra an'ity fitsaharana ity (tamin'ny Sabata ara-Baiboly) tamin'ny Alahady, tamin'ny alàlan'ny fahefan'i Jesosy Kristy ... Araka izany, ny fankalazana ny alahady amin'ny Protestanta dia hajain'izy ireo, amin'ny famelezana ny tenany, manoloana ny fahefan'ny Fiangonana (Katôlika)"(Monsignor Louis Segur, Plain Talk About Protestantism of Today, 1868, p. 213)
< LESONA 26

Commentaires
Enregistrer un commentaire