Ny lalana hizorana
Tsy hitanao ve ny dingana manaraka?
"Toa manjombona aminao ny ho avy, nefa velona Andriamanitra. Ravao ny sakana rehetra ary avelao hiditra ao am-ponao ny Mpamonjy. Avelao ny tenanao ho faty. Ialao sy vonoy ny sitraponao, izao, ary avelao Andriamanitra hanao ny lalanao." Taratasy 29, 10 Novambra 1879,( mankany amin'ny zakalahy) Edson White.
Aza manahy momba ireo zavatra tsy azonao ovaina. Amporisiho ny fanahinao hino ny fikolokoloana sy ny torohevitr'Andriamanitra. Afaka manokatra varavana izay tsy misy aza Izy.
"Mankanesa atỳ amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an’ ny fanahinareo hianareo." Matio 11: 28, 29

Commentaires
Enregistrer un commentaire