Apokalypsy 13

Ny bokin'ny Apokalypsy 13 dia milaza amintsika fa ny fihetsika farany ataon'i Satana hanohitra an'Andriamanitra dia hanohitra ny fanompoam-pivavahana marina. Milaza amintsika ny bokin'i Isaia fa manompo an'Andriamanitra amin'ny fitandremana ny sabata isika. Ny Sabata no famelezana farany ataon'i Satana amin'ny tontolo Kristiana alohan'ny hiverenan'i Jesosy Kristy. Ilaintsika ny manompo an'Andriamanitra araka ny teniny.
Mifohaza ry Kristiana, Sokafy ny Baibolinao ary ianaro. Mibebaha fa efa aikiky Jesosy.

Commentaires

Articles les plus consultés