Fantatrao ve ?
"Ny kristiana dia milaza azy ireo fa mivavaka isan'andro izy. Kanefa ny Baiboly dia milaza fa misy andro iray izay masina sy tokony hanompoana an'Andriamanitra.
Ny Baiboly dia milaza tokoa fa miasa mandritra ny enina andro isika ary mivavaka amin'ny andro fahafito, dia ny sabata izany. Ho an'ireo Kristiana izay milaza fa mivavaka isan'andro, dia manao izany izy ireo satria izay no tiany, fa tsy hoe izany akory no lazain'ny Baiboly.
Ny fiankohofana isan'andro dia tsy ara-Baiboly, fa ny fiderana amin'ny Sabata no izy".
Mifohaza ry namako, Sokafy ny Baibolinao ary ianaro. Mibebaha fa antomotra ny andro, ho avy tsy ho ela Jesosy.
https://itynolalana.blogspot.com/p/blog-page_46.html?m=1

Commentaires
Enregistrer un commentaire