Mety ho voatohitohina ve ny falalahana ara-pivavahana amin'ny ho avy ?
Valiny: eny, ho voatohitohina tokoa izany.
Matio 27: 1-2 Ary nony maraina ny andro, ny lohan’ ny mpisorona rehetra sy ny loholona dia niara-nihevitra hiampanga an’ i Jesosy mba hamonoany Azy.Ary rehefa nafatony Izy, dia nentiny ka natolony an’ i Pilato governora.
Miverimberina tahaka izany foana ny tantara.
Tamin'ny alalan'izany ihany koa ny nanesorana an'i Jesosy tamin'ny fahafahana ara-pivavahana ary nentina tany amin'i Pilato izay mampiseho ny hery politika tamin'izany fotoana izany, ary natsipy am-ponja sy novonoina. Noho izany dia ho esorina amintsika tsy ho ela ny fahalalahana ara-pivavahana. Halefa any am-ponja isika ary ho vonoina amin'ny farany. Ny didin'Andriamanitra tazomin'ny fiangonana marina koa dia hiafara tahaka ny nanjo an'i Jesosy. Ny hany fahasamihafana ankehitriny dia i Amerika no fahefana ara-politika eto amin'izao tontolo izao, izay hampandàny lalàna izay hanery ny tsirairay hitazona ny lalàna Papaly, Sabata Alahady, toy izay ny Sabata ara-Baiboly. Izany dia hitarika fanovana na fanesorana ny lalàm-panorenana ho lasa fanenjehana izay mitazona ny marina.
Andao hivavaka amin'Andriamanitra mba hahafahantsika mijoro amin'ny fiangonana sisa tavela amin'izao fotoana izao, mibeba fa antomotra ny fotoana

Commentaires
Enregistrer un commentaire